Lahatsoratra farany an'i Salohy Randriafanomezantsoa tamin'ny Jona, 2021
Mampiditra ny teny Laz an-tserasera, tetikasa indray manao: antsafa nifanaovana tamin'i Eylem kertanci
Niresaka tamin'i Eylem Bostancı, mpandrindra ny tetikasa ao amin'ny Ivontoerana Laz, fikambanana iray any Istanbul natokana hampiroboroboana ny fiteny sy ny kolontsaina Laz, ny Global Voices.
Hoy Dr. Dickenstein ilay mpandresy amin'ny loka l'Oreal-UNESCO ho an'ny Vehivavy ao amin'ny Siansa hoe “Zohio ny Zava-tianao fatratra”
Nanazava ny lalana nodiaviny tamin'ny fianarana matematika i Alicia Dickenstein ary mandrisika ny tovovavy sy vehivavy hafa hanao toy izany.
Nantsoina ho fanaovana hazalambo ny fisamborana mpiaro ny tontolo iainana bebe kokoa any Kambôdza
Nolazain'ny manampahefana fa "mpikomy" ny vondrona ary nilaza izy ireo fa nampiasa famantsiam-bola vahiny izy ireo mba hanonganana ny governemanta.
Seho andiana elefanta mirenireny any Shina. Tsy hoe ‘maha-te-ho-tia’ araka ny ahitana azy ireo.
"Nisy ihany ny manam-pahaizana nanome fanazavana momba ny dian'ny elefanta nianavaratra. Tsy niresaka ny marina ny tompon'andraikitra teo an-toerana."
Fomba fijery arabo: manisa andro ho an'ny Ramadany
(Lahatsoratra tamin'ny volana Septambra 2007) Volana masina amin'ny fanisanandro Miozolomana ny Ramadany ary ankalazaina any amin'ny firenena Miozolomana rehetra. Ny fety Aïd no mamarana izany aorian'ny fifadian-kanina efatra herinandro. Mandritra...
Soeda: Nivoaka gazety ny bilaogy ho an'ny Ramadany
(Lahatsoratra tamin'ny volana Septambra 2008) Amin'ity volana ity, hankalazaina any Soeda ihany koa ny Iftar , fifadian-kanina isan'andro mandritra ny volana Ramadany, ao amin'ny fiarahamonina mikasa ny handray ny fomba amam-panaon'ny...
Ireo tantara sangany ao amin'ny Global Voices momba ny olan'ny toetrandro, raha mandinika ny Andron'ny Tontolo Iainana Manerantany izao tontolo izao
Andron'ny Tontolo Iainana Manerantany, topimaso momba ireo fitantaran'ny Global Voices momba ny fiovaovan'ny toetrandro izay nahasarika ny sainay indrindra hatreto tamin'ity taona ity.