Lahatsoratra farany an'i Salohy Randriafanomezantsoa tamin'ny Oktobra, 2022
Tatitra Unfreedom Monitor: Fitantanana Torohay
Efa ato anaty tatitra izao ny fikarohana Advox momba ny fitantanana torohay ho fitaovana tsirefesimandidy nomerika. Vakio ny sombin-dahatsoratra ary trohy ny pdf feno.
Azerbaijan: Notanan'ny polisy ilay mpikatroka mpandala ny fandriampahalemana mialoha ny Andro Iraisampirenena ho an'ny Fandriampahalemana
Araka ny tatitry ny polisy, nosamborina teny an-kianja i Mammadli noho ny fanoherana ny polisy, izay anisan’ny fiampangana mahazatra amin’ny fepetra famaizana any Azerbaijan ampiasaina hikendrena ireo mpikatroka ara-politika sy sivily.
Nalaza ny teny hoe ‘Aiza ny filoha?’ rehefa namely an'i Filipina ny rivodoza mahery vaika
"Fa tena be marenina sy tsy misy fahatsiarovan-tena ve ianao mamoaka io bilaogin-dahatsary momba ny dianao tany New York io anefa miomana amin'ny fiantraikan'ny rivodoza mahery vaika ny Filipiana."
Nidina indray ny tondro filaharan'ny fahalalahan'ny gazety any Hong Kong rehefa nanjavona ny media mpamoaka vaovao
Niafara tamin'ny fitotonganan'ny tondro fahalalahan'ny fampitam-baovao ao an-tanàndehibe ny fanakatonana ny Apple Daily, Stand News ary Citizen News tamin'ny taona 2021.
Tatitra Unfreedom Monitor: Egypta
Efa ato anaty tatitra izao ny fikarohana Advox momba ny tsirefesimandidy nomerika any Egypta. Vakio ny sombin-dahatsoratra ary trohy ny pdf feno.