Lahatsoratra farany an'i Salohy Randriafanomezantsoa tamin'ny Septambra, 2022
Taratasim-baovao RV: Ampio ireo te-hampifandray manampahaizana teknolojia sivika sy ny fampitam-baovao mahazatra
Hirika, hetsika hoavy, fampiatiana ankihy sy ny maro hafa!
Tatitra Unfreedom Monitor: Tanzania
Efa ato anaty tatitra izao ny fikarohana Advox momba ny tsirefesimandidy nomerika any Tanzania. Vakio ny sombin-dahatsoratra ary trohy ny pdf feno.
Natao diabe tao afovoan-tanàndehiben'i Bangkok ny sarin'ireo mpikatroka nanjavona
"Tsy misy olona tokony hanjavona noho ny fananana hevitra hafa."
Mpampianatra Guarani iray mamakafaka ny fomba ijerena ny vahoaka indizeny amin'ny fampitam-baovao Boliviana
Rehefa manao fikarohana momba ny teny hoe "indizeny" ianao amin'ny fampitam-baovao sasany, inona no hitanao? Nanao ny fampiasana i Benjamín Cuéllar Fernández ary nanazava ny fomba tiany hitaterana ny vaovao momba ny vahoaka indizeny.
Tatitra Unfreedom Monitor: Fampahalalam-baovao
Efa ato anaty tatitra izao ny fikarohana Advox momba ny fandisoam-baovao, ny fampahalalam-baovao diso, ary ny torohay ratsy fampita. Vakio ny sombin-dahatsoratra ary trohy ny pdf feno.
Niloa-bava ny fianakaviana taorian'ny fanamelohan'i Myanmar ho faty mpikatroka manohitra ny fanonganam-panjakana miisa efatra
"Tsy mpangalatra na jiolahimboto ny zanako lahy. Reharehako ny nahafoizany ny ainy ho an'ny firenena. Tena reharehako ny zanako."