Lahatsoratra farany an'i Salohy Randriafanomezantsoa tamin'ny Marsa, 2023
Hong Kong: Nofoanana noho ny fandrahonana fisamborana ny fihetsiketsehana nataon'ny vehivavy mpiasa
Nikasa hanao fihetsiketsehana ny vondrona mpiaro ny zon'ny vehivavy ny 5 martsa, mialoha ny Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Vehivavy. Nofoanana tampoka anefa ilay fihetsiketsehana rehefa nipoitra ny onjam-pamoretana ara-politika.
Antsafa niarahana tamin'i Nicolas Carlier
GV: Azonao lazaina aminay ve ny momba anao? Iza marina moa i Nicolas Carlier ? Amin’ny andavanandrom-piainana aho Mpanolotsaim-Panabeazana Voalohany nandritra ny telo taona izay, saingy nanomboka ny asako maha-matihanina ho mpandikateny mahaleo tena aho, asa izay efa nataoko nandritra ny roa ambin'ny folo taona taorian'ny fiofanana tany amin'ny oniversite momba...
Vehivavy Mozambikana no nandresy tamin'ny fifaninanana nahandro iraisam-pirenena tany Portiogaly
Tamin'ny 19 Febroary, nandresy tamin’ny iray tamin'ireo fifaninanana nahandro lehibe indrindra amin’ny firenena miteny Portiogey ilay Mozambikana Sahima Hajat.