Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Salohy Randriafanomezantsoa · Jolay, 2020

imailaka Salohy Randriafanomezantsoa

Lahatsoratra farany an'i Salohy Randriafanomezantsoa tamin'ny Jolay, 2020

Nosamborin'ny manampahefana Vietnamiana ireo mpikatroka mandala ny zon'ny fananan-tany miisa efatra

Niteny nanohitra ny herisetra nataon'ny tafika ny mpikatroka sasany taorian'ny tranga tany Đồng Tâm tamin'ny volana Janoary ka nahatonga azy ireo ho lasibatra tamin'ny fisamboran'ny manampahefana.

Milaza ho manaja ny fahalalaham-pitenenana nefa mamotopototra mpanao gazety sy mpitsikera ny governemanta vaovaon'i Malezia

Nilaza ny vondrona sivily fa nampiasaina hanjakazakana amin'ny fahalalaham-pitenenana ny Lalànan'ny Serasera sy ny Haino Aman-jery Marolafy.

Fantaro i Nabil Berri, mpikatroka ny fiteny Acehnese

Fantaro i Nabil Berri, ilay hitantana ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline ny 8-14 Jolay 2020. Hizara ny asany miaraka amin'ny fiteny Acehnese ampiasaina any Indonezia izy.

Tena nitondra fanovana marina ho an'ny vahoaka ve ny fanavaozana tany Ozbekistan ?

Tamin'ny faramparan'ny taona 2019, nisafidy ny fanjakana Azia Afovoany ao Ozbekistan ho “firenen'ny taona” noho ny firosoany tamin”ny fanavaozana ara-toekarena sy ny fanovana ara-politika ny gazety The Economist. Tsy isalasalana fa tsy misy ifandraisany amin'ny taona 2016 i Ozbekistan taona 2020, raha mbola teo ambany fitondran'ny filoha teo aloha Islam...

Misarika ny saina amin'ny #DalitLivesMatter ny Indiana

Mijery akaiky ny iray amin'ireo mponina mahantra indrindra ao amin'ny firenena ny Indiana rehefa nentanin'ny aingam-panahy tamin'ny hetsika #BlackLivesMatter.

Mihaika ny lalàna vaovao nolaniana momba fiarovam-pirenena tamin'ny fihetsiketsehana tsy misy mpitarika ny Hongkongers

Namintina ny fihantsian'ny mpanao fihetsiketsehana ny afisy lehibe iray. "Tianay p..y i Hong Kong" hoy ny fivakiny.

Mbola eo ampelatanan'ny manampahefana Iraniana ny ain'ny mpifindra monina Afghana

Raha Afghana an-tapitrisany no nialokaloka tany Iran mpifanolo-bodirindrina aminy dia nisy sasany tamin'izy ireo ihany koa no maty teo ampelan-tanan'ny manampahefana Iraniana rehefa namakivaky ny firenena hihazoana an'i Eoropa.