Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Salohy Randriafanomezantsoa · Jona, 2020

imailaka Salohy Randriafanomezantsoa

Lahatsoratra farany an'i Salohy Randriafanomezantsoa tamin'ny Jona, 2020

Diarin'ny COVID-19 avy any Wuhan: Rehefa lasa fanangonam-baovaon'olom-pirenena ny diary

"Lasa toy ny bibin-tsaonjo miova ho lolo ny diary rehefa mandeha ny fotoana."

Nataon'ireo mpanao fihetsiketsehana ao Hong Kong ho fonenana vaovao mandritra ny areti-mifindra ny lalao an-tserasera

Mangetaheta ny hidina an-dalambe indray ny mpanao fihetsiketsehana ao Hong Kong. Fa mampiasa ny efijeriny aloha izy ireo mandritra izany fotoana izany.

Fantaro i Bali Subalian, mpikatroky ny fiteny Bunun

Fantaro ary i Bali Subalian, ilay hampiantrano ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline ny 03-09 Jona 2020. Hizara ny asany miaraka amin'ny fiteny Bunun izy izay fiteny ampiasaina any Taiwan.

Toeram-pizahan-tany tsy dia fantatra loatra any Japana hita ao amin'ny YouTube

Nanatontosa lahatsary fohy ahitana ireo toerana mahaliana sady mahafinaritra any amin'ny faritra Kansai any andrefan'i Japana ny fantsona YouTube Anna Film Production.

Angon-kevitra ho an'ireo mpihaino rakipeo

Mitady tari-dàlana avy amin'ireo mpihaino rakipeo manerana izao tontolo izao ireo Vondronà Mpandrakipeo maniry ny hamelona indray ny rakipeo efa ampolotaonany maro, hamantaran-dry zareo ny fihainon-dry zareo mahazatra sy ny ankafiziny.