Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Salohy Randriafanomezantsoa · Marsa, 2019

imailaka Salohy Randriafanomezantsoa

Lahatsoratra farany an'i Salohy Randriafanomezantsoa tamin'ny Marsa, 2019

Noraràn'ny manampahefana Rosiana ny famokarana teatira ho an'ny tanora noho ny fampiroboroboana ny ‘fifandraisana ara-pianakaviana tsy nentim-paharazana’

Vao haingana i Rosia no nandany andianà lalàna mpandala ny nentin-drazana ara-tsosialy mikendry ireo mpikatroka, vondrona mpiaro ny zo ary ny fampitam-baovao an-tserasera ho an'ny rehetra izay lazaina fa "mampiroborobo ny faha-pelahana ho an'ny ankizy tsy ampy taona."

Mpisera nijoro vavolombelona amin’ny mahazo ny mainty hoditra ao Brezila taorian’ny famonoana ny tanora iray tanam-polo

"11 taona aho tamin’izay ary nosamborina sy nosavaina voalohany. Na mino izany ianao na tsia, nandeha ho any amin’ny tranom-barotra lehibe aho, niaraka tamin’ny rahalahiko, nandeha nijery sinema izahay. "

Mpianatra Armeniana feno fanantenana namolavola lahatsary momba ny fianarana any ivelany 

Miresaka ny fiainany any ampivahiniana sy ny zavatra andrandrainy amin'ny hoaviny ny mpianatra rehefa miverina any Armenia ry zareo.

Fahatapahan-jiro any Venezoela: Haharitra hafiriana ?

Efa ho tontolo andro no tsy nisy herinaratra ny ankamaroan'ny faritra tao Venezoela .

Shina: Tranonkala maherin'ny iray hetsy no nakatona

Midika izany fa hahatonga ny fiharian'ny olona miasa tena amin'ny aterineto ho tsy azo tanterahana ity politika vaovao ity.

Faha 7 Martsa: Ilay andro nitorian'i Gandhi ny revolisiona tsy misy herisetra tao Myanmar

"Tsy manana tari-dalana hafa sy tsara kokoa aho omena anareo afatsy ny manoro hevitra anareo amin'ny fitsipika ankapobeny amin'ny tsy fanaovana herisetra, na ny antsoina ihany koa hoe ny fanadiovan-tena."

Vaovao farany Lingua volana Febroary 2019

Manolotra ny vaovao Lingua volana Febroary 2019 ny Mpitantana ny Lingua

Athan: Ilay vondrona tanora mampiroboobo ny fahalalaham-pitenenana any Myanmar

"Tokony hofoanana ireo fitoriana ireo mpanao gazety rehetra. Tsy maintsy avotsotra tsy misy fepetra ireo mpanao gazety rehetra izay mbola any am-ponja. Foanana mifanaraka amin'ny fenitra iraisampirenena ny sazin'ny fanalam-baraka .