Lahatsoratra farany an'i Salohy Randriafanomezantsoa tamin'ny Desambra, 2020
Manomeza
Tohano ny fahalalahana maneho hevitra ho an'ny tsirairay, na aiza na aiza misy azy amin'ny alàlan'ny fanolorana fanomezana ho an'ny Global Voices.
Naverin'ny filohan'i Mozambika tany amin'ny parlemantera ny lalànan'ny fizarana tombontsoa ho an'ny mpitondra teo aloha
Tonga mpandresy lehibe indrindra tao anatin'ny dingana ny olom-pirenena ao Mozambika. Na eo aza izany, antenaina ny fandinihana vaovao momba ireo lalàna naverina tany amin'ny Antenimieran'ny Repoblika ireo, azo lazaina fa ny tolona ihany no nahazoana fandresena teto fa tsy ny ady.
Taratasim-baovao isam-bolana momba ny tambajotram-piarahamonina sy ny fidirana amin'ny aterineto isa-toerana – laharana faha 31
Ity taratasim-baovaon'ny volana Novambra 2020 ity dia ao anatin'ny tetikasa mitondra ny anarana hoe "Tambajotra amin'ny Aterineto isa-toerana: Afa-mifanerasera ve ny tsy mifanerasera?" novolavolain'ny APC niaraka tamin'ny Internet Society sy ny Rhizomática.
Mampitandrina ny mpilalao “Animal Crossing” ny Nintendo: Atsaharo ny fanaovana politika raha tsy izany ho rarana ianao
Nampiasaina ho toy ny sehatra hanehoana hevitra politika ny lazan'ny Nintendo farany, ary tsy mahita lafy tsarany sy tombony amin'izany ilay orinasa goavana Japoney amin'ny lalao video.
Miara-manao diabe ho an'ny fitovian-jo ireo mpikatroka LGBTQ Thailandey sy ireo mpanao fihetsiketsehana manohana ny demaokrasia
Any Bangkok, nanatevin-daharana ireo mpanao fihetsiketsehana manohana ny demaokrasia ny mpikatroka LGBTQ hitaky ny fitovian-jo ho miralenta sy ny fanambadiana ary ny fanavaozana politika amin'ny fitondram-panjaka.
Mandraisa anjara amin'ny resadresaka an-jotra momba ny ‘Ady amin'ny fandisoam-baovao mihatra amin'ny fiteny marefo’
Ity fivoriana amin'ny 10 Desambra ity dia hitrandraka ny fiantraikan'ny fandisoam-baovao amin'ny fiteny sy ny foko vitsy an'isa vitsivitsy any Afrika sy Azia sy ny fahavononan'ny mpikambana any amin'ireo vondrom-piarahamonina ireo hiatrika izany.