Lahatsoratra farany an'i Salohy Randriafanomezantsoa tamin'ny Septambra, 2020
Nahoana no manao fihetsiketsehana ny tanora any Thailandy ?
Manohy ny fikarakarana fihetsiketsehana goavana manerana ny firenena ny tanora mpikatroka Thailandey na dia eo aza ny fepetran'ny famerana. Fotoana voalohany manamarika firesahana ampahibemaso ny fanjakana Thailandey izany
(2009) Meksika: Fanahiana amin'ny fielezan'ny gripan-kisoa [mitovy fepetra amin'ny ankehitriny 2020]
Niteraka ahiahy ny fihanaky ny gripan-kisoa izay nahafaty olona miisa 68 tao Mexico sy namparary olona 1.000 hafa. Nahatonga ny fanakatonana ny sekoly sy ny fanafoanana ny hetsika ara-kolontsaina ny valan'aretina. Nitandrina ny mponina eny an-dalambe tao an-drenivohitra mba hialana amin'ilay viriosy raha niandry hahita hoe ve miely ny aretina ny hafa.
Vaovao farany Lingua volana May 2020

Manolotra ny vaovao Lingua volana Mey 2020 ny mpitantana ny Lingua
Ekoadaoro: Nesorina ilay mpanolotra fandaharana malaza tao amin'ny fahitalavitra
Nandritra ny fotoana nialàny tamin'ny fandaharana, naneho hevitra tamin'ny fanohanany azy tao amin'ny vondrona Facebook ireo mpankafy an'i Vera.
Goatemala: Fandoroana ny devoly
(Lahatsoratra tamin'ny volana Oktobra 2007) Fomban-drazana any Goatemalà antsoina hoe “la Quema del Diablo” (ny fandoroana ny devoly) ny mamoaka ny fakon'ny tsirairay ary mandoro izany, izay manamarika ny fandoroana ny...