Lahatsoratra farany an'i Salohy Randriafanomezantsoa tamin'ny Septambra, 2019
Nahenan'i Kambodza ny isan'ny andro tsy fiasana ho an'ny daholobe mba hisarihana asa saingy mampanahy ny mpikatroka ho manimba ny demokrasia izany
"Maneho ny tsy fahavononan'ny governemanta hampiroborobo intsony ny demokrasia ny fanesorana ny Andro Fifanarahana ho amin'ny Fandriampahalemana tany Paris sy ny Andro ho an'ny Zon'olombelona amin'ny lisitry ny andro tsy fiasana ho an'ny daholobe ."
Chqeta’maj le qach’ab’al k’iche’! (Andao hianarantsika ny K'iche fiteninay!)
Tetikasa azo idirana maimaimpoana mifototra amin'ny fitenim-paritra k’iche any Nahualá ny hqeta'maj le qach 's k kiche'! (Andao hianarantsika ny K'iche'). Miara-miasa amin'izany ireo mpampianatra, mpianatra nahazo diplaoma sy ireo mpampianatra avy amin'ny oniversite Amerikana.
Mahatsiaro adinoina ny mponina dimy taona taorian'ny fielezan'ny tsimokaretina VIH tany amin'ny kaominina Kambodziana iray
"Nitombo ny fanampiana nasionaly sy iraisampirenena ho azy ireo rehefa niseho ny fielezan'ity otrikaretina ity. Toa nangina anefa izany taty aoriana."
Nilaza ny fampitam-baovao any Makedonia Avaratra fa naka tahaka ny hiran'ilay kintana Balkan malaza Toše Proeski ny tarika Rosiana iray
Andian-dahatsoratra an-tserasera maromaro tany Makedonia Avaratra no nanameloka ilay tarika rock Rosiana Zemlyane noho ny fakany tahaka ny hira malaza tamin'ny taona 2007 an'ilay mpanoratra avy any Kroasia ho an'ilay kintan'ny pop Makedoniana Toše Proeski izay efa nodimandry.
Fantaro i Sam Oyeyele, hampiantrano ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang ny 18 ka hatramin'ny 24 Septambra
Fantaro bebe kokoa ny momba an'i Sam Oyeyele, ilay hampiantrano ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang mandritra ny 18-24 Septambra 2019. Hizara ny fomba fijeriny momba ny fiteny Yoruba izy.
Tongan'ireo mpianatra tao Hong Kong tany an-tsekoly ny fihetsiketsehana
Nitondra taranaka mpianatra mpikatroka matanjaka kokoa ny fihetsiketsehana manohitra ny fampodiana olona.
Fantaro i Wong Cin Wun, hitantana ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline ny 10 ka hatramin'ny 16 Septambra 2019
Vakio ny resadresaka niarahana tamin'i Won Cin Wun, hitantana ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline mandritra ny 10-16 Septambra 2019. Hitondra ny tantaran'ny vondrom-piarahamonina Kaxabu sy ny fiteniny ary ny kolontsainy izy.
Nanao fangatahana tany amin'ny Firenena Mikambana sy ny Vondrona Afrikanina ireo mpiaro ny zon'olombelona noho ny fitazonana ilay Nizeriana mpitarika hetsi-panoherana
"Mazava fa noforonina fotsiny ho an'ny tanjona hampanginana an'i Sowore ny fiampangana asa fampihorohoroana tsy mari-pototra izay nanenjehana azy."
Global Voices ao amin'ny Radio Open Source (2005)
(Lahatsoratra tamin'ny volana May 2005) Nanolotra manontolo ny fandaharany faharoa ny Zoma ho an'ny Global Voices ny Radio Open Source, fandaharana vaovao amin'ny onjam-peo ho an'ny daholobe natolotr'i Chris Lydon avy any Cambridge, Massachusetts. Nahitana ny resadresaka tamin'ny finday niaraka tamin'ireo bilaogera Hossein Derakhshan (Hoder), Ndesanjo Macha, Dina Mehta, Steve...
Fahafahana ho an'ny hafa sy ho ahy
(Lahatsoratra nivoaka tamin'ny volana Oktobra 2014) Te-hanoratra sy haneho ny hevitro amin'ny alàlan'ny hafa aho. Hitako tamin'ny fikarohana tao amin'ny google ny GV. Fantatro fa tsy ampy fahalalana momba ny asa fanoratan-gazety aho ary mila izany ary mbola mila zavatra betsaka ianarana. Nanapa-kevitra ny hifandray tamin'ny Global Voices aho noho...