Lahatsoratra farany an'i Salohy Randriafanomezantsoa tamin'ny Novambra, 2020
Vaovao farany Lingua volana Septambra 2020
Manolotra antsika ny vaovao Lingua volana Septambra 2020 ny mpitantana ny Lingua.
Vaovao farany Lingua volana Aogositra 2020
Manolotra antsika ny Lingua volana Aogositra 2020 ny mpitantana ny Lingua.
Vondrona mpianatra Maleziana miatrika fanadihadiana vokatry ny lahatsoratra tao amin'ny Facebook nanentana ny mpanjaka tsy hitsabaka resaka politika
"Tsy afaka miroborobo ao anatin'ny tontolon'ny sivana sy ny famerana ny fitenenana ary ny fanehoan-kevitra tsy mifandanja ny fandalinana akademika sy ny fampiroboroboana ny zon'olombelona."
Manao antso avo amin'ireo mpankafy azy mba hanome fanampiana hitsaboana ny fivontosana amin'ny atidohany ilay mpanakanto hip-hop Mozambikana Azagaia
Nahazo mpankafy noho ny fanoherany ireo mpitondra sy ny firesahany ny olana ara-tsosialy tamin'ny mozikany i Edson da Luz , fantatra amin'ny anarana hoe Azagaia.
Goatemalà: Dokambarotra tsy mahasarika
Niteraka resabe ny andiana dokambarotra nataon'ny orinasa mpanao kiraro avy any Goatemalà mampiseho vehivavy maty manao kiraro lamaody. Heverina ho tsy mety izany dokambarotra izany ao amin'ity firenena ity izay ahitana ny taha famonoam-behivavy avo. Manohitra izany ary manambara ny fanaovana ankivy an'ity orinasa mpanao kiraro ity ireo bilaogera Goatemalteka.
Manameloka ny fanafihan'ny Boko Haram nandritra ny torimason'ny miaramila ny filohan'i Kamerona
Ny alin'ny vovonana tany Paris hisian'ny filaminana tany Nizeria, niampita nankany Kamerona ny vondrona mitam-piadiana Nizeriana Boko Haram na dia teo aza ny fisian'ny mpitandro ny filaminana marobe.
Kolombia: Pretran'ny Paroasy avy any Jongovito nandrara ny Fetiben'ny Olom-masina mpiahy
Niteraka fanehoan-kevitra avy hatrany tao amin'ny tontolon'ny bilaogy Kolombiana ny vaovao avy amin'ny pretran'ny paroasy ao Jongovito, ao an-tanàndehiben'i San Juan de Pasto izay nandràra ny fankalazana ny fetiben'i San Pedro y San Pablo (natao ny 29 Jona).
Famaranana ny herisetra ataon'ny polisy any Nizeria: Fetiben'ny jiro hanomezam-boninahitra ireo maty
Nanapa-kevitra ny hanatanteraka fetiben'ny jiro ny mpanao fihetsiketsehana tamin'ny hetsika #EndSARS ny zoma alina ho fanomezam-boninahitra ireo maherifo namoy ny ainy noho ny herisetra nataon'ny polisy.