Salohy Randriafanomezantsoa · Jona, 2019

Lahatsoratra farany an'i Salohy Randriafanomezantsoa tamin'ny Jona, 2019

Ilay lehilahy nahatonga ny fisian'ny tetikasa Lingua tato amin'ny Global Voices?

Blaogim-Piarahamonina GV  25 Jona 2019

Tamin'ny taona 2005, mpianatra nahazo mari-pahaizana tamin'ny sehatry ny Asa Fanaovan-gazety aho ary nahatsapa ho fanina aho tamin'ny zava-bita mampitolagagan'ny orinasan'ny fampitam-baovao tany Taiwan. Tsy fantatro raha tokony hanohy hanatratra ny tanjoko ho lasa mpanao gazety amin'ny fampitam-baovao nentim-paharazana aho na ... tsy fantatro hoe inona ny safidy hafa.

Arahabaina nahatratra ny faha 10 taonany ny GV!!

Blaogim-Piarahamonina GV  24 Jona 2019

"Tsy haiko ny hamaritra izany fahatsapako ny hafaliako izany rehefa nahafantatra fa maro ny olona eran'izao tontolo izao no afaka mahafantatra fa misy ny volavola misandratra momba ny sarimihetsika any Costa Rica noho ny lahatsoratro", hoy i Jenny Cascante González.

Nilalao ihany koa izahay tany amin'ny Vovonana

Blaogim-Piarahamonina GV  21 Jona 2019

Niasa mafy izahay andro maromaro izao, tsy ampy torimaso izahay ary mbola reraky ny dia amin'ny fiaramanidina ny ankamaroanay (miova hasin'ora), saingy naha hafa kely azy ny fotoana fohy toy izao rehefa lasa toeram-pialalaovana tsy nomanina ny efitra fivoriana ary niverina toy ny ankizy indray izahay.