Lahatsoratra farany an'i Salohy Randriafanomezantsoa tamin'ny Febroary, 2019
Nahatalanjona ny mpijery fandaharana amin'ny fahitalavitra Italiana ny seho nataon'ilay Mozambikana nomena ny lohahevitra hoe fako
Nanonona an'i Hulene i Amós rehefa nanazava ny zava-bitany tamin'ny mpitsara. Io notononiny io ilay hany toerana tokana fitobian'ny fako ao Maputo izay nahafatesana olona miisa 16 tamin'ny taona 2018 noho ny fihotsahan'ny fako.
Mikasa ny hanara-maso ireo bilaogera ihany koa i Malezia
Nanolotra torolàlana hifehezana ny tontolon’ny bilaogy i Malezia taorian’ny fanapahan-kevitr’i Arabia Saodita hanara-maso akaiky ireo bilaogera sy ny tranonkala vaovao ao amin’ny Aterineto.
Tsiahy GV : Ny fifaninanana tononkalo tamin'ny taona 2007 ho an'ny andron'ny mpifankatia
Ny fifaninanana tononkalo tamin'ny Andron'ny Mpifankatia notontosain'ny Global Voices tamin'izany fotoana izany.
Ejipta : Niakatra tribonaly miaramila ilay mpisera Facebook
Gaga sy tafintohina ny ankamaroan’ireo mpisera Facebook Ejipsiana rehefa niakatra fitsarana miaramila ny iray tamin’izy ireo ; Ahmad Hassan Bassiouny ; noho ny nananganany vondrona namoaka ny dingana arahina amin'ny raharaha miaramila tsy maintsy atao.
Maraoka: Mpikatroka mpiaro ny zon'olombelona nogadraina noho ny fanevatevana
(Marihina fa tamin'ny volana Jona 2009 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nohelohina higadra telo taona an-tranomaizina ny mpikatroka mpiaro ny zon'olombelona iray nanakiana ny politikan'ny rongony Maraokana. Nantsoin'ny Human Rights Watch...
Iran: Bilaogera iray tao anisan'ny mpitokona tsy nihinan-kanina
(Marihina fa tamin'ny 8 Aogositra 2010 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Iray tamin'ireo gadra politika Iraniana miisa 17 izay nanomboka ny fitokonany tsy nihinan-kanina tamin'ny faran'ny volana Jolay 2010 ho...
Azerbaijan: Tsy afaka nidirana ny tranonkala nanohanana ny mpikatroka
Araka ny tatitra avy amin'ny Önər Blog, handinika indray ny raharahan'i Emin Milli sy Adnan Hajizade ny Fitsarana Avo ao Baku. Voadaroka sy voasambotra ary voaheloka ireo bilaogera sady mpikatroka tanora roa ireo .Ny omalin'iny anefa dia tsy nisokatra ny iray tamin'ireo vohikala izay noforonina ho fiarovana azy ireo .
Iran: Nanomboka ny fitsarana ilay bilaogera sangany
(Marihina fa tamin'ny volana Aogositra 2009 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nosamborina herinandro maromaro lasa izay noho ny fanoherana nipoaka tamin'ny fifidianana ho filoham-pirenena tamin'ny 12 jona i Mohammad Ali...
Nogadraina 19 taona sy tapany an-tranomaizina i Derakhshan
(Marihina fa tamin'ny volana Septambra 2010 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Araka ny voalazan'ny Mashregh News dia voasazy higadra 19 taona sy tapany an-tranomaizina i Hossein Derakhshan, bilaogera Iraniana . Vakio...
Iran: Nahazo ny loka NPC i Goudarzi, ilay bilaogera voafonja
(Marihina fa tamin'ny volana Aogositra 2010 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nanambara ny Klioban'ny Gazety Nasionaly (NPC) fa ilay bilaogera Iraniana Kouhyar Goudarzi, izay notanana tao amin'ny fonjan'i Evin tao Tehran,...