Salohy Randriafanomezantsoa · Janoary, 2019

Lahatsoratra farany an'i Salohy Randriafanomezantsoa tamin'ny Janoary, 2019

Shina : Famoronana tarehintsoratra Han vaovao

  31 Janoary 2019

(Marihina fa tamin'ny volana Septambra 2009 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Vao tsy ela akory izay no nanambara ny firindran’ny endriky ny sarin’ny tarehintsoratra Han miisa 44 ny Minisiteran’ny fanabeazana ao amin’ny...

Maraoka : Nosamborina ilay bilaogera Bachir Hezzam

GV Mpisolovava  31 Janoary 2019

Natsangana hanohanana ilay bilaogera nogadraina tao amin’ny fonjan’i Goulmim any Atsimon’i Maraoka ny vondrona iray tao amin’ny Facebook . Voampanga ho namoaka tao amin’ny bilaoginy ‘’AI Boushara’’ (‘’Ny vaovao mahafaly’’) ny fanambarana momba ny firotsahan’ny polisy an-tsehatra tamin’ny mponina iray tao Goulmim izy.

Iran: Bilaogera iray hafa any am-ponja

GV Mpisolovava  28 Janoary 2019

(Marihina fa tamin'ny volana Janoary 2012 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nilaza i Hadi Nili fa araka ny tatitra voamarina avy ao Tehran dia nosamborin'ny manampahefana i Parastoo Dokouhaki, Vehivavy bilaogera...

Iran: Nosamborina i Abtahi, bilaogera malaza  

GV Mpisolovava  25 Janoary 2019

(Marihina fa tamin'ny volana Jona 2009 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nosamborina ilay mpitondra fivavahana, filoha lefitra teo aloha sady bilaogera Mohammad Ali Abtahi. Fantatra fa nandray anjara tamin'ny hetsi-...