Lahatsoratra farany an'i Salohy Randriafanomezantsoa tamin'ny Aogositra, 2021
Manome tsiny an'i Azerbaijan noho ny fanitsakitsahana ny fampitsaharana ady i Rosia
Niampanga an'i Azerbaijan ho nanitsakitsaka ny fampitsaharana ady tany Nagorno-Karabakh ny Minisiteran'ny Fiarovana Rosiana satria nitombo hatrany ny fifandonana teo amin'i Armenia sy Azerbaijan.
Pakistan: Fangatahana fandraràna ilay diabe malaza ataon'ny vehivavy entina manampim-bava ny feminista
Nandrisika ny vehivavy hanao fihetsiketsehana manerana an'i Pakistan mba hanairana ny saina momba ny olan'ny vehivavy ny Diabe Aurat. Tamin'ny taona (2020), nisedra fandrarana noho ny fangatahana fa "manohitra ny Islamo" ity hetsika ity.
Aostraliana Mihitsoka an'arivony maro no tezitra noho ny fanitarana ny fepetra famerana ny sisintany
Nalaza ny tenirohy Aostrali aMihitsoka rehefa nokianin'ny olom-pirenena ny fepetra famerana ny sisintany any Aostralia.
Any Zeorzia, voatsikera ny boky nosoratan'ny lehilahy misy tantara hankaherezana vehivavy
Inoana fa nisy ny fikasana tsara tamin'ny "Love yourself," (Tiavo ny tenanao), boky iray ahitana tantaram-behivavy miisa 13 mitantara ny fanilikilihana izay natrehin'izy ireo noho ny sary mampiseho vatana.
Naratra nandritra ny fihetsiketsehana manohitra ny “tsy maintsy” hanaovana vaksiny ho an'ny rehetra ny praiminisitra ao Saint-Vincent sy Grenadines
Nilaza ireo mpanao fihetsiketsehana fa hanitsakitsaka ny zon'ny vahoaka ny tolokevitra fanitsiana ny volavolan-dalàna ary niampanga ny governemanta ho tsy nahavita nifampiresaka momba io olana io.
Notendrena ho praiminisitra any Armenia indray i Nikol Pashinyan
Taorian'ny fandresen'ny Antokon'i Pashinyan Fifanarahana Sivily tamin'ny fifidianana mialoha ny fotoana tamin'ny volana Jona ny fanendrena. Niasa ho praiminisitra mpisolo toerana i Pashinyan hatramin'ny fanendrena ofisialy azy tamin'ny 1 aogositra lasa teo.
“Istanbul no milay vaovao” hoy ny Minisiteran'ny Fizahantany sy ny Kolontsaina any Torkia, tsy ny rehetra anefa no miombon-kevitra amin'izany
Namoaka horonantsary vaovao mampiroborobo ny fizahantany any Istanbul ny Ministeran'ny Fizahantany sy ny Kolontsaina any Torkia, tsy tena izy hoy ireo mpitsikera an'ilay horonantsary fampiroboroboana any an-toerana.