Lahatsoratra farany an'i Salohy Randriafanomezantsoa tamin'ny Janoary, 2022
Hiverina ny sidina mampitohy an'i Torkia sy Armenia
Taorian’ny fihaonana tany Moskoa, nanambara ny firenena roa tonta fa hiverina amin’ny 2 febroary ny sidin’ny orinasa an’habakabaka Tiorka Pegasus Airlines sy ny zotram-piaramanidina mora vidy Moldaviana FlyOne.
Mahomby ve ny vaksiny COVID-19 novokarin'i Torkia
Tamin'ny volana Desambra 2021, nankatoavin'ny filoha Recep Tayyip Erdoğan ny vaksiny Turkovac ho ampiasana vonjimaika. Nilaza ny manam-pahaizana fa tsy misy ny angondrakitra siantifika sy porofo milaza ny fahombiazan'ilay vaksiny.
Hira niresaka an’i Nur-Sultan tamin'ny taona 2019 toy ny fanehoan-kevitra vaovao mitranga janoary 2022
Mamaritra amin'ny vazivazy ara-paminaniana ny herisetra nampihovitrovitra an'i Kazakhstan tamin'ny volana Janoary 2022 ary miresaka momba ny toe-tsain'ny Kazakh maro ilay hira nivoaka telo taona lasa izay.
Ny fiverenan'ilay vorona calao menapiny tenda any Nepal
Efa ho 200 taona ny nametrahana ny fisian'ny Calao menapiny tenda tany Nepal izay voasokajy ho "marefo". Tamin'ny 1829 no nahitana azy farany teto amin'ny firenena.
Taratasim-baovao RV: Folo taona ho an'ny fiteny Indizeny
Mankalaza ny fiteny indizeny, manambatra ny hery ho an'ny tontolo tsaratsara kokoa, sy ny maro hafa!
Herintaona taty aoriana, mbola mitohy ny fanoheran'ny Oniversite Boğaziçi
Na dia nesorina aza ilay rektora notendren'ny governemanta mampiady hevitra, Melih Bulu, mbola manohy manao fihetsiketsehana ao amin'ny anjerimanontolo ny mpampianatra ambony sy ny mpianatra.