Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Salohy Randriafanomezantsoa · Janoary, 2020

imailaka Salohy Randriafanomezantsoa

Lahatsoratra farany an'i Salohy Randriafanomezantsoa tamin'ny Janoary, 2020

Fifidianana filoham-pirenena tany Taiwan: Voafidy indray i Tsai Ing-wen niaraka tamin'ny isam-bato betsaka indrindra azo hatramin'izay

Hoy i Tsai: 'Mbola manao antso amin'ny manampahefana ao Beijing indray aho hampahatsiahy azy ireo fa ny fandriampahalemana, ny fangaraharahana, ny demokrasia ary ny fifanakalozan-kevitra no lakilen'ny fifandraisana ara-politika miabo sy ny fampandrosoana maharitra'

Nilaza ny mpitondra vaovao avy any Beijing ao Hong Kong fa antenainy ny hiverenan'ilay tanàndehibe amin'ny làlana marina

Nilaza ny Tale vaovaon'ny Biraon'ny Fifandraisan'i Beijing, Hong Kong fa manantena ny hiverenan'ilay tanàndehibe haingana amin'ny làlana tokony hizorany izy