Salohy Randriafanomezantsoa · Desambra, 2017

imailaka Salohy Randriafanomezantsoa

Lahatsoratra farany an'i Salohy Randriafanomezantsoa tamin'ny Desambra, 2017

Maraoka: Tranonkalan'ny Mpanohitra Efatra Notampenam-Bava

GV Mpisolovava  19 Desambra 2017

(Lahatsoratra teny anglisy nivoaka tamin'ny 22 janoary 2009) Tranonkala efatra an'ny Jama'a Al Adl wa Al Ihsan (Fahamarinana sy Ara-panahy, amin'ny teny arabo),  Hetsika Islamika Maraokàna lehibe indrindra (tsy nahazo alalana) no voasakana tamin'ity herinandro ity ary izao no misoratra rehefa manokatra ireo pejy ireo ny mpitsidika : Voasakana avokoa...

Afovoany Atsinanana: Fikasihana Kisoa ve no Mahatonga Fielezan'ny Gripan-Kisoa?

  18 Desambra 2017

(Fanamarihana: Lahatsoratra teny anglisy tamin'ny 15 mey 2009) Taonjato 14 mahery taorian'ny fandraràn'ny silamo ny fihinanana henan-kisoa, misongadina ho lohateny indray ny kisoa manerana ny tontolo Arabo – tamin'ity indray mitoraka ity amin'ny endrika sioka, hafatra nalefa tamin'ny sehatra Twitter . Avy any Jordania i Roba Al Assi no manambara...

Arabia Saodita: Fiverenan'ny Sinema ho an'ny Daholobe?

  17 Desambra 2017

(Fanamarihana: Tamin'ny 22 desambra 2008 no nivoahan'ny lahatsoratra teny anglisy) Voarara nandritra ny 30 taona ny sarimihetsika ho an'ny besinimaro tany Arabia Saodita, ary raha te hijery horonantsary any amin'ny efitra fijerena sarimihetsika lehibe ny olona ao amin'ny fanjakana dia tsy maintsy mandeha mankany amin'ny firenena mpifanolo-bodirindrina, Bahrain na Emirà...