Salohy Randriafanomezantsoa · Mey, 2020

imailaka Salohy Randriafanomezantsoa

Lahatsoratra farany an'i Salohy Randriafanomezantsoa tamin'ny Mey, 2020

Momba ny Rising Voices

Rising Voices  20 Mey 2020

Mikendry ny hanitatra ny tombontsoa sy hanatratra ny fampahalalam-baovaon'olon-tsotra manerantany amin'ny alàlan'ny fampifandraisana ireo mpikatroky ny fampitam-baovao an-tserasera manerana izao tontolo izao ary hanohana ny hevitr'izy ireo tsara indrindra ny Rising Voices.

Moldavia: Miandry olona hafa mpametraka mpitondra ?

  14 Mey 2020

Tsy zava-baovao ho an'i Moldavia ny politika misafotofoto. Araka ny fomba fijery ifanekena, dia firenena misisika eo anelanelan'i Okraina sy Romania, tafiditra eo anelanelan'i Rosia sy ny Tandrefana, ary heniky ny fahantrana sy ny kolikoly izy io. Tamin'ny ririnin'ny taona 2018, nanjary feno ahiahy momba ny fampanjakana ny ara-dalàna ny...