Salohy Randriafanomezantsoa · Avrily, 2021

Lahatsoratra farany an'i Salohy Randriafanomezantsoa tamin'ny Avrily, 2021

Arabia Saodita: Tsy nahazo solika maimaimpoana i Puff Daddy

  27 Avrily 2021

(Lahatsoratra tamin'ny volana Septambra 2008) Nanao antso tamin'ireo “rahalahiny sy anabaviny any Arabia Saodita” sy ireo firenena mpamokatra solika hafa mba hanome azy solika hahafahany manohy mandeha amin'ny fiaramanidina manokana ilay mpihira rap Amerikana Sean Puff Diddy Combs. Nitaraina ity mpanakanto mpanefoefo an-tapitrisany ity fa manakana azy tsy hampiasa ny...

Angletera: Famongorana ny fomba fijery manavakava-bolonkoditra ataon'ny fampitam-baovao amin'ireo vahoaka indizeny

  26 Avrily 2021

(Lahatsoratra tamin'ny volana Martsa 2009) Rehefa nahasarika ny sain'izao tontolo izao bebe kokoa ny olan'ny vahoaka indizeny dia namoaka karazana boky vaovao mandrara ny fampiasana ny fomba fiteny roa izay nolazain'ny mpikatroka fa manilika ary manaratsy ireo vahoaka indizeny ny gazety mpivoaka isan'andro Britanika The Guardian sy ny isa-kerinandro The Observer. Fanentanana Survival...

Bilaogin'ny fifidianana tany Zimbaboe

  24 Avrily 2021

(Lahatsoratra tamin'ny volana Aprily 2008) Ny 29 Martsa 2008 dia nantsoina hifidy tamin'ny fifidianana parlemantera sy filoham-pirenena ny Zimbaboeana. Andro maromaro taty aoriana, mbola tsy nambara ny valim-pifidianana ofisialy. Nanambara ny tenany ho mpandresy ny mpitarika ny mpanohitra Morgan Tsvangirai, teo anatrehan'i Simba Makoni sy ny filoham-pirenena teo aloha Robert...

Twitter @AsiaLangsOnline 2021

Rising Voices  23 Avrily 2021

Araho ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline nandritra ny taona 2020 hamakiana ireo fomba fijery avy amin'ireo mpikatroka nomerika fiteny Aziatika momba ny asan'izy ireo amin'ny famelomana aina indray ny fiteniny.