Lahatsoratra farany an'i Salohy Randriafanomezantsoa tamin'ny Desambra, 2019
Lasibatry ny finoanoam-poana ny sola loha, hoy ny polisy ao Mozambika
Hoy ny bilaogera iray nanoratra hoe "[Maniry] ny firenena aho mba hisian'ny olona hitady asa mendrika ary tsy mandratra na manaisotra mihitsy ny ain'ny hafa,"
Nitsikera ny fisamborana ireo delegasiona politika miisa 18 tany Mozambika ny fiarahamonim-pirenena
Delegasiona politika avy amin'ny antoko Demokrasia Vaovao no nosamborina satria voampanga ho nitondra fanomezan-dalana hosoka.
Noafahan'ny fitsarana angoley ilay mpanora-gazety Rafael Marques
Navotsotry ny fitsarana taorian'ny fifanarahana nataony tamin'ireo mpitory ilay Angoley mpanora-gazety sady mpikatroka Rafael Marques izay voampanga ho nanao fanalam-baraka.
Manasongadina ireo lahatsoratra ato amin'ny Global Voices ho an'ny mpihaino voafaritra manokana
Mikasa ny hanasongadina ireo lahatsoratra GV amin'ny endrika rakipeo ho an'ireo mpihaino onjam-peo ao El Alto, Bolivia ny tetikasa antsoina hoe "Lingua Airwaves".
Firaisankina ho an'i Yuli Riswati, ilay Indoneziana mpiasa an-trano noroahana fa nitantara momba ny fihetsiketsehana tany Hong Kong
"Izahay dia manameloka ity fihetsika ity izay mety natao hampitahorana ireo mponina tsi-maharitra ary hanakana azy ireo tsy handray anjara na hitatitra sy haneho hevitra momba ny hetsika politika eto Hong Kong."
Tahotra sy ahiahy: Ny fiainan'ny Zeorziana any Gali, Abkhazia
Ho an'ny Zeorziana ao Abkhazia-misintaka, fitantanan-draharaha mampanonofy ratsy ny fiainana. Fiainana andavanandro toy ny fiainan'ny gadra
Mozambika: Fanaovana ho ara-dalàna ny fanalan-jaza ao amin'ny fehezan-dalàna famaizana vaovao
Mozambika no firenena Afrikana fahefatra nampihatra ny fanesorana tsy ho heloka ny fanapahana vohoka an-tsitrapo (IVG).
Mpahay toekarena nampanantsoin'ny biraon'ny mpampanoa lalàna Mozambikana taorian'ny nanoratany taratasy misokatra ho an'ny filoha
"Andriamatoa Filoha, tsy mahafehi-tena ianao." Izany no fanombohan'ny taratasy misokatra avy amin'i Castel-Branco ho an'ny filoha Mozambikana izay niakarany fitsarana tamin'ny farany taona 2013.
Mozambika: Mostra fahatelo amin'ny sarimihetsika Afrikana, nasongadina ny sarimihetsika Angoley
Natao ny 13 Aprily ka hatramin'ny 10 May 2015 tany Mozambika tao an-tanàdehiben'i Maputo, Inhambane sy Nampula ny andiany fahatelo amin'ny Herinandron'ny Sarimihetsika Afrikanina.