Lahatsoratra farany an'i Mpanoratra Taloha tamin'ny Febroary, 2008
Trinite sy Tôbagô : Lozan'ny rano
OpenDepth no manontany tena hoe nahoana raha tena manana traikefa amin'ny fitrandrahana ny solika ambanin'ny tany tokoa i Trinite sy Tôbagô, no dia matetika karakaina ny tolotra rano [delestazy] ? :...
Jamaïka : Faharavana “mahavaky fo”
Montego Bay Day By Day no manapariaka sary “mahavaky fo” ahitana trano manan-tantara avela ho haolo any Falmouth, Jamaïka : I can only imagine how grand this building looked in...
Mozambika : Fanampim-baovao mikasika ny fakana an-keriny olo-maro
Moçambique para Todos [Mozambika hoan'ny rehetra] no manoina ny vaovao izay napariaky i Ivone Soares [tamin'ny 29 Janoary 2008], izay nakana an-keriny olo-maro tany amin'ny faritry Mocímboa da Praia. :...
Brezila : Mpiblaogy miara-mihetsika hanohitra ny fanolanan-jaza
Luz de Luma dia isan'ireo mpiblaogy mivoy ny hetsika iarahan'ny mpiblaogy ao anivon'ny Pôrtigalasfera mba ho fanoherana ny fanolanan-jaza, izay hotanterahina ny faha-14 Febroary 2008 : Quando propus a blogagem e usei...
Angôla : “We CAN do it” na VITAnay io
Mialoha ny resaka dia miala tsiny raha naverina kely ilay lohateny avy tamin'ny lahatsoratra nadika satria misy teny anglisy tsy mety ho voavadika eo. Misy teny hoe CAN izay azo...