Lahatsoratra farany an'i Mpanoratra Taloha tamin'ny Oktobra, 2013
Mampiray Ny Faritra Ho Ao Anatin'ny Fankalazana Ny Fahalanian'i Bosnia-Herzegovina Hiatrika Ny Fiadiana Ny Tompon-daka Eran-tany – Baolina Kitra
Mizotra mankany amin'ny Fiadiana ny ho Tompon-dakan'ny baolina kitra any Brezila amin'ny 2014 i Bosnia-Herzegovina. Mirotsaka ny arahaba ao anaty aterineto avy amin'ireo mpankafy Serba, Kroaty ary ireo teratany ao Montenegro.
Zaza iray Amin'ny Telo Maneran-tany No Tsy Manana Soram-piankohonana
Ny tsy fisian'ny kopia nahaterahana dia mety midika fa ny zaza dia tsy afaka hisoratra anarana any an-tsekoly na mahazo fitsaboana. Tafatafa niaraka tamin'i Evelina Martelli, lehibe mpitantana ny BRAVO!, tetikasa mamporisika ny fanaovana kopia nahaterahana.
Manomboka Mitokona Tsy Hihinan-kanina Ny Renin'ilay Mpitoraka Bilaogy Mifonja
Nanaraka ny zanany nitokona tsy hihinan-kanina ny renin'ilai Iraniana mpitoraka bilaogy mba hanandratana ny fahatsapan-tena amin'ity fijaliana misy azy ity.
Namotsotra Gadra Politika i Iran
Namotsotra gadra politika maro i Iran tamin'ny Alarobia, isan'izany ilay Iraniana, Nasrin Sotoudeh, mafana fo amin'ny zon'olombelona, mpahay lalàna sy nahazo ny Sakharov Prize. Nanoratra ny vadin'i Nasrin “Tonga i...