Lahatsoratra farany an'i Mpanoratra Taloha tamin'ny Aogositra, 2015
Toy Izao Ny Fandrenesan'Ny Olona Ny Hiran'i Michael Jackson Amin'ny Fiteny Quechua
Tao amin'ny YouTube, efa maherin'ny atsasaky ny iray tapitrisa no njìijerena ny hiran'i Michael Jackson "The Way You Make Me Feel" izay nindramin'i Renata Flores Rivera, zazavavy 14 taona ary teratany Peroviana, nohiraina tamin'ny fiteniny.