Mpanoratra Taloha · Septambra, 2017

Lahatsoratra farany an'i Mpanoratra Taloha tamin'ny Septambra, 2017

Libanona: Lohahevitra Maro Anaty Fehezana Iray

Mahita aho fa na dia manaiky aza ny olona tsirairay hoe manahirana ny zava-drehetra ary miaina izany avokoa na aiza na aiza toerana aleha, raha ny marina dia tsapa fa tsy mitovy mihitsy ny fomba fijerin'ny olona ny "tena antony mahatonga" ny fifandirana.

17 Septambra 2017

Arabia Saodita: Governemanta Mikendry Manokana Ireo Bilaogera, Masoivoho Saodiana Vaovao Ao Etazonia, Ary Resaka Maro Hafa Koa

Ny fisafaokan'ny gazety momba ny fandaharam-pianarana any Arabia Saodita, fampielezankevitry ny governemanta hamelezana manokana ireo lehilahy bilaogera any Arabia Saodita, Anna Nicole Smith, Kareem Amer, fisaraham-panambadiana an-tery, fandaharanasam-panjakana vaovao hiadiana amin'ny kolikoly, ary maro hafa no naresaka indrindra tao amin'ny tontolon'ny blaogy tany Arabia Saodita.

06 Septambra 2017