Mpanoratra Taloha · Febroary, 2010

Lahatsoratra farany an'i Mpanoratra Taloha tamin'ny Febroary, 2010

Shina : horonantsary fohy maneso ny sivana amin'ny aterineto

  23 Febroary 2010

Nahatontosa horonantsary fohy vaovao iray enti-mitsikera ny sivana amin'ny aterineto any Shina ilay mpamokatra horonantsarimihetsika tsy matihanina, Hu Ge . Tahaka ireny horonan-tsary fanadihadiana izay maharitra 7 minitra mahery eo, mitondra ny lohateny hoe ‘Tontolon’ny biby: Ny biby miaina an-trano‘ ka nahasarika olona an-hetsiny sahady izany tao anatin’ny andro vitsy...