Lahatsoratra farany an'i Mpanoratra Taloha tamin'ny Desambra, 2017
Manampy Ny Tsy Manan-Kialofana Ao Maosko
Nahita kisendrasendra (teo amin'ny aterineto) vondrona tsara sitrapo mamahana ny tsy manan-kialofana ao amin'ny fiandrasana fiarandalamby sy metro ao Moskoa ny mpampiasa LJ beth4ever, ary nanapaka hevitra ny hanatevina ny laharan-dry zareo.
Quo vadis, Filipina?
Ho an'ireo izay mino fa hanova ny olana eo amin'ny firenena ny fiovana kely ao anaty fitondrana, tsy misy ny vahaolana haingana raha mbola variana amin'ny fitazonana ny fari-piainany ny kilasy antonony; "variana loatra amin'ny fivelomana" ny mahantra ka tsy afaka ny hiraharaha
Ahoana Ny Fahitan'ny Shinoa Ny Faharesen'i Robert Mugabe, Ilay Naman'ny Fireneny Efa Taloha Ela Be Tao Zimbaboe
"Rehefa tonga saina ny vahoaka, dia manjavona avokoa ireo "fahamboniana rehetra", ho atsipy any anaty dabam-pakon'ny tantara ny mpanao didy jadona."
Amerika Latina: Antso Ho An'ny Fandriampahalemana Ao Gaza
ho mariky ny firaisankina miaraka amin'ny vahoaka Palestiniàna, izay mety ho hitantsika any anaty bilaogy maro samihafa any
Ny Andrana “Explore Feed” an'ny Facebook, Manimba Ny Fandraharahàna Madinika, Ny Fikambanana Tsy Miankina Ary Ireo Vondrona Politika ao Kambodza
"Tamin'ny fanapatapahana ireo vaovao avy amin'ny faham-baovaon'ny olona....notapahan'ny Facebook ny loharanombaovao ho an'ireo Kambodziana an-tapitrisa."
Bilaogera Egiptiana Anankiray Nanome Ny Heviny Momba ny Lahatsoratr'i Robert Fisk
Mihevitra aho fa ny lahatsoratr'i Fisk no ohatra vao haingana indrindra mampiseho fa afaka lasa sady badobado no sady mpivarotra ny rehetra ... na dia izay loharanom-baovao faran'izay mendrin-kaja be aza.
Asongadin'ny Famonoana Ilay Vehivavy Niova Fananahana Ao Trinidad Sy Tobago Ny Fanavakavahana Atrehan'ny Vondrom-piarahamonin'ny LGBT
"Ity olona mahafinaritra ity, izay nikarkara betsaka ny hafa, maty tamin'ny tsy nisy antony .. raha tsy hoe angaha, noho ny maha-samihafa azy. Nahatratra toerana ambany vaovao i Trinidad."
Tian'ireo Mozambikanina Ho Fantatra Raha Toa Ka Ao Ambadik'ireo Fanafihana Biraon'ny Mpitandro Filaminana Ny Vondrona Mpikatroka Al-Shabaab
"*RY RAHALAHY MOZAMBIKANINA*…Aza manaiky ho voafandrika, aza latsaka amin'ny fampilendalendan'ny mpanararaotra… Ny tanjon'ny trangan-javatra niseho tany avaratry ny firenena io dia ny hamoronana ady..."
Fankahalàna ny Finoana Silamo – Angano Sa Zavamisy Marina?
Manana endrika roa ny loza mety hateraky ny 'fankahalàna ny finoana Silamo', dia ny fankahalàna manjavozavo sy tsy am-piheverana ireo Silamo tsotra ka mety hiteraka toejavatra adala, ary ny fanasokajian'ireo mpomba ny Pôlitika Silamo ho 'mpankahala ny finoana Silamo' ireo izay rehetra manakiana ny fomba amam-panao Silamo.
Espana, Niteraka Hatezerana Ny Fanadihadiana Lalina Sy Ahiahy Manoloana ny Fijoroana Vavolombelona Nataon'ny Niharan'ny Fanolanana
Tsy vitan'ny manolana anay, tsy maintsy ny lehilahy ihany koa aloha no mandidny antsika momba ny fitondrantena, mandritra sy aorian'ny fanolanana.