Lahatsoratra farany an'i Mpanoratra Taloha tamin'ny Oktobra, 2008
Madagasikara : Manahy izay mety ho fiantraikan'ny krizy Ekônômika ireo mpiblaogy
Raha tsy mitsaha-mitombo ny krizy, ireo kandida ho filoham-pirenena Amerikana roa lahy, ireo mpitondra Erôpeana sy lohandohany amin'ireo fikambanana iraisam-pirenena dia samy manambara fa voatery ahena ireo fanampiana iraisam-pirenena. Ireo...
Madagasikara : BarCamp tany Madagasikara
Mitatitra ny BarCamp tany Madagasikara izay natrehiny ny namana Sixthman izay monina any Madagasikara rahateo : A lot of people attended the barcamp and most of them were … bloggers....
Seychelles : Nanaiky ny handray anjara amin'ny rohin-tseratsera Aterineto Pan-Afrikana
Gervais J. Henrie avy any Seychelles no mitatitra fa : Seychelles is the second African country, after Senegal to join the $1 billion pan-African e-network project initiated by the Indian...
Liberia : Fanarenana ireo fantsona fampahalalam-baovaom-pirenena
Mitohy ny dian'i David Sasaki, any Monrôvia, ary mitatitra mikasika ny fanarenana ireo fantsona fampahalalam-baovaom-pirenena any Liberia izy : Developing Liberia’s national media is key to 1.) promoting democracy, 2.)...
Madagasikara : Tatitra avy any an-kodahoda
Ny mpiblaogy fantadaza Ethan Zuckerman no mandinika izay tatitra avy any an-kodahoda any Afrika : How do we get stories from places like Ilakaka, remote locations in Africa with no...
Liberia : Tantara fohin'i Liberia
Amin'ny famangian'i David Sasaki, an'i Monrôvia, any Liberia izay hampianarany ireo Liberiana izay fomba fanaovana blaogy. Nanoratra fohy ny tantaran'i Liberia izy : Liberia’s history – and specifically its relationship with the United...
Cote d'Ivoire : Namoaka ôtôbiografia i Didier Drogba
Théophile Kouamouo mpanao gazety mitatitra hoan'ny gazety Frantsay “Le Monde” avy any Abidjan no mizara izay fiheviny ilay boky “C'était pas gagné” [Tsy fandresena mora azo], ôtôbiografiana kalaza mpilalao baolina kitra...
Japàna : Fampiratiana Rôbô
Edo no manapariaka ao amin'ny blaogy Pink Tectacle sarin'ireo Rôbô vaovao sy tranainy izay ampiratiana mandritra ny CEATEC 2008, any Chiba, any Japàna.
Senegaly : Fahasamihafana mikasika ny Ramadana
Ria Bacon no mizara mikasika ny fivavahana Silamo sy ny fahasamihafana mikasika ny Ramadana Senegaly : Thus for some, Ramadan ended yesterday; for most it was today, declared a national...
Dominika : Fahaleovantena
Dominica Weekly no manapariaka sarin'ny fety fanokafana ny fankalazana ny faha-30 taonan'ny fahaleovantenan'ny nosy Dominika.