Lahatsoratra farany an'i Mpanoratra Taloha tamin'ny Novambra, 2008
Madagasikara : Rindrankajy mpitsara tsipelina Malagasy
Ny namana Dotmg no nanolotra ny vaovao fa efa mihodina tanteraka ankehitriny ary amin'ny fomba maimaim-poana ilay rindrankajy mpitsara tsipelina Malagasy izay novoizina ary nampahalalainy nandritra ny Barcamp farany tany...
Madagasikara : Obama mamelonaina indray ny nofinofy Amerikana
Na dia ngeza sy midadasika aza ny elanelan-tany manasaraka amin'i Amerika, dia mandakana hatrany Madagasikara ny tazon'ny fifidianana filoham-pirenena Amerikana. Mizara izay fahitany izay antony mahatonga azy ireo hanaraka fatratra...