Lahatsoratra farany an'i Mpanoratra Taloha tamin'ny Avrily, 2014
Fantaro i Mamy sy i Zo, mpandrindran'ny Global Voices amin'ny teny Malagasy
I Mamy sy Zo dia manazava ny olana sedrain'izy ireo amin'ny maha-mpandika lahatsoratra azy ireo izay mamokatra ny vaovao farany sy mitazona ny fenitra avon'ny teny Malagasy.
Any Havana, Fanolorana Boky Tsy Misy Takalony
"Ity boky ity dia omena an'izay rehetra mahita azy fa ny takalony kosa dia ny hanolorany azy indray ho an'olon-kafa rehefa voavakiny ilay izy mba hankafizany azy koa."
Zavatra Mahavariana 5 Hita Amin'ny Sokatra “luth”
Fotoanan'ny fanatodizana izao. Mianara ny mombamomba bebe kokoa io soka-dranomasina io, izay miverina eny amin'ny morontsirak'i Porto Rico isan-taona mba hanatody.
Nandrodana Trano Fonenana Miisa 3.000 i Kamerona Ary Nahatonga Olona Miisa 15,000 Tsy Manana Trano Fialofana
Nanao tatitra ny fanatrehany maso [fr] ny fandravàna trano fonenana miisa 3.000 eo ho eo tany amin'ny faritr'i Nkomba, tanànan'i Douala tao Kamerona ilay mpitoraka bilaogy antsoina hoe Mathias Mouendé...
Fifidianana Ben'ny Tanàna Ao Ekoatera: Fitsitontonganana Ho An'ny Governemanta?
Ny valim-pifidianana azo voalohany dia manambara fa resy ny PAIS Alliance, antoko eo amin'ny fitondrana ao Ekoatera tamin'ny fifidianana ben'ny tanàna tao amin'ny tanàna dimy be mponina indrindra ao amin'ny firenena : Guayaquil, Quito, Cuenca, Manta ary Santo Domingo.
Fikasana Hampihorohoro? Nafahan'i Sri Lanka Ireo Mpikatroka Mafàna Fo Mpiaro Ny Zon'olombelona
Voasambotra i Ruki Fernando sy Praveen Mahesa ny 16 Martsa 2014 ary nampangaina ho nivarotra vaovao tany ivelany, sy nikasa ny hanakorontana ny fandriampahalemana nisy teo amin'ny firenena sy teo amin'ireo vondrom-piarahamonina, ary nanampy sy niray tsikombakomba tamin'ny fananganana indray ny Tamil Tigers (Tigres Tamouls)