Mpanoratra Taloha · Oktobra, 2018

Lahatsoratra farany an'i Mpanoratra Taloha tamin'ny Oktobra, 2018

Tsy miombon-kevitra amin'i Trump manondro ny fireneny ho fandrahonana ny fandriampahalemana i Montenegro

Nobody except Trump can imagine that Montenegro would start a war with Russia, even though there were many old Yugoslav jokes about Montenegro starting a war with China. /Tsy misy olona afa-tsy Trump no afaka manombantombana fa hanomboka ady amin'i Rosia i Montenegro na dia misy sangisangy Yugoslav tranainy maro aza mikasika an'i Montenegro manomboka ady amin'i Shina.

27 Oktobra 2018

Mibilaogy Ho An'ny Antony Ara-Tsosialy

Efa ato anatintsika hatramin'ny nahaterahana ny finiavana ny hanampy ny hafa, na dia tsy ataontsika laharampahamenana aza izany indraindray. Na izany aza, misy ireo olona mampiasa an'ny bilaogy mba hamahana olana ara-tsosialy mitranga eo amin'ny fiarahamoniny.

14 Oktobra 2018