Lahatsoratra farany an'i Mpanoratra Taloha tamin'ny Aogositra, 2009
Kambodza : Manontany ny Oliravin'ny vanja milevina
“ Mananjo ho tsara tarehy ny olona rehetra !” No nanombohan'ny Mpifaninana ho Oliravin'ny olona voan'ny vanja milevina ny taratasy misokatra nosoratany, izay fifaninanana natombok'i Morten Traavik avy ao Norvezy....
Put it On: Fifaninanana ho an’ireo mpamokatra sarimihetsika
Ny fifaninanana Put It On Picture Show dia mety hahazoana vatsim-pianaranana hianatra any amin’ny New York Film Academy ary ihany koa loka mitentina 5000 dollars amerikanina, ho an’ny court métrage tsara indrindra, na ho an’ny long métrage tsara indrindra, ary koa ho an’ny mpaneho an-tsehatra [interpretation ] mendrika indrindra [Andoavambola ity andiany ity]
Fipoahana bomba: nahafatesana olona sivy tany Indonesia
Nisehoana asa fampihorohoroana indray tao indonezia [naotin'ny tonia:tamin'ny volana jolay]. Bomba roa no nipoaka tao Jakarta renivohitra indonezia tamin’ny zoma lasa teo. Araka ny voalazan’ ny vavolombelona dia tamin’ny 07:40...
Mahazoa T-Shirt Global Voices vaovao
Raha tia ny Global Voices ianao, dia tsy misy fomba hafa sy tsotra ho fanehoanao izany afa tsy ny mitafy ny akanjo (T-Shirt) Global Voices vaovao mahafatifaty iray. Hivory hanotrona...