Lahatsoratra farany an'i Mpanoratra Taloha tamin'ny Marsa, 2017
Mamporisika Ny Fitsitsiana Herinaratra Koa Ireo Jiro Marevaka Napetraka Tao Marina Bay Any Singapaoro
Jereo ny fiovan'ny sasany amin'ireo trano mijoalajoala ao Singapaoro ho lasa vao mainka mahavariana nandritra ny "Fetiben'ny Hazavana", izay nandrehetana jiro marevaka nataonà mpanakanto avy aminà firenena sivy teo amin'ny morondranon'i Marina Bay.
Loko Mena, Fijokoana ary Fanafihana An-tserasera: Manameloka Ny Firongatry Ny Herisetra Ny Gazety Mpanohana An'i Beijina
Nitarika sahoan-dresaka hoe mizarazara ny tarika mpanohana an'i Beijina any Hong Kong ireo fandrahonana ireo ary voaomana hamongotra sehatra iray mahery vaika ao anatin'ny antoko Kaominista ny Filoha Shinoa Xi Jinping.
Iray Amin'Ireo Sary Mahafinaritra Anehoan'ny Mpaka Sary Ny Hatsaran-tarehin'ny Fetibe Nentim-paharazan'i Trinidad Sy Tobago
Nitsoka tao Trinidad sy Tobago ny fanahin'ny hafaliana tamin'ilay "Zoma Mahafinaritra", fiandohàn'ny Fetiben'ny faran'ny herinandro.
Mijoro Ho An'ny Katedralin'I St. Isaac I St. Petersburg
Na dia eo aza ny fanalàm-baraka toa fandatsahan-drà isankarazany natao tamin'ny mpikarakara, sy ny famoretana avy amin'ny manampahefana mba hampihemotra azy ireo, mbola manohy mijoro hatrany ireo mpikatroka ao Saint Petersburg ho an'ny Katedralin'i St Isaac
Fiarovana Ny Alfabeta Zeorziana Fahiny ao Anatin'ny Vanimpotoana Nomerika
"Ny tenintsika sy ny abidy antsika no lovantsika; harena sarobidy izay tokony tsy hoe arovana fotsiny izy io fa kosa hotehirizina ho velona sy hohavaozina"
Filazana Ofisialy Ny Fifidianana Ny Filankevi-pitantanan'ny Global Voices !
Indro ny filazana ny fifidianana ho an'ny filankevi-pitantanan'ny Global Voices! Fidio ny solontenanao!
Mety Ho Hazakazaka Mankany Amin'ny Fiainana Na Fahafatesana Ny Fandehanana Any Amin'ny Anjerimanontolon'i Paragoay
Tsy maintsy manao dia mampidi-doza ny mpianatra roa mba hahafahany mandeha any amin'ny anjerimanontolo.