Lahatsoratra farany an'i Mpanoratra Taloha tamin'ny Oktobra, 2007
Borkina Fasô : Manampy ireo Borkinabe hiady ny fanampenam-bava ireo blaogy
Any Borkina Fasô, tsy fandanian'andro fotsiny ihany ny fitorahana blaogy fa tena manandanja tokoa. Satria ireny no mba maso sy sofina entin'ireo olona aman'arivony eto amin'ny Aterineto [manaraka ny toe-draharaha...
Egypta : Fahafahana hoan'ny Vehivavy
Ny mpiblaogy Egypt Guy monina any Egypta dia mizara ity sarimihetsika nototonsain'i Ahmed Sharif, teratany Egyptiana ity mba hamelana ireo Vehivavy ho tompon-tsafidy amin'ny lafiny ara-pivavahana. Amira Al Hussaini
Alzerìa : Feno rano eny rehetra eny
Vakio ny lahantsoratry ny mpiblaogy Alzeriana Nouri sy ny antony namalian'ny rain'ny namany azy hoe : « there's water everywhere, but not a drop to drink! » « feno rano...
Afrika : Saritanin'izao tontolo izao sy ny fahalalana ny teo-javatra any an-toerana
Ny blaogy White African dia mampiharihary izay ambaran'ny sarintanin'izao tontolo izao izay mirakitra ny làlana mifehy ny zava-pisotro mahamamo, momba an'i Afrika : « This map instead represents a real...
Myanmar : Ny Aterineto sy ireo Mpanokantena
Ny blaogy Sacred Media Cow dia manazava fa ny figejan'ny fitondrana jadona ara-miaramila ny Aterineto dia mety ho nanampy tsy an-pidiny ireo Mpanokantena Birmana : « The little fragments of...
Barbada : Miblaogy koa ny ao amin'ny Tahirim-Bola Iraisam-Pirenena FMI
Ny Tahirim-Bola Iraisam-Pirenena FMI na Fonds Monétaire International | International Monetary Fund dia manana blaogy ary heverin'ny blaogy Living in Barbados fa : « this recent step into the blogosphere,...
Arzantìna : Raharaha fanampiny mahakasika ireo mpiasan'ny seranam-piaramanidina
Ny mpiblaogy Jorge Gobbi dia mampita amin'ny alalan'ny Blog de Viajes [Espagnôla] ny raharaha farany tsikaritra mahakasika ireo mpiasan'ny seranam-piaramanidina any Buenos Aires, Arzantìna : dia ny fangalarana ny entan'ireo...
Repoblika Dôminikana : Sarin'ireo mpanao ratsy voasambotra
Ny blaogy Remolacha.net [Espagnôla] dia mihevitra fa tsy maintsy halan'ireo mpanao ratsy izao ireto finday sy fakan-tsary vaovao nohon'ireo sary izay nosamboriny, izay ahitana ireo mpanao ratsy ireo voasambotra. Eduardo...
Iran : Naiditra am-ponja ny Dr. Sohrab Razaghi, mpivoy ny fandalana ny zon'olombelona
Araka ny vaovao nambaran'ny blaogy Varesh [Farsia] dia naiditra am-ponja efa ho telo andro lasa izay, ny Dokotera Sohrab Razaghi izay mpisolovavan'ny zon'olombelona any Iran ! Tsy misy kosa mahalala...
Arzantìna : Efa nandresy sahady angaha ilay Ramatoa ?
Ny mpiblaogy El Opinador Compulsivo dia mihevitra fa « mazava ho azy » fa tsy maintsy mandresy Ramatoa Cristina Kirchner [vadin'ny filoha eo am-perinasa] fa mba fombafomba fotsiny ny anatanterahana...