Mozambika : Fanampim-baovao mikasika ny fakana an-keriny olo-maro

Moçambique para Todos [Mozambika hoan'ny rehetra] no manoina ny vaovao izay napariaky i Ivone Soares [tamin'ny 29 Janoary 2008], izay nakana an-keriny olo-maro tany amin'ny faritry Mocímboa da Praia. :

Tudo muito estranho e quase de filme! Será que os media darão eco da conferência de imprensa? Já li cerca de 10 jornais de hoje(30) e nenhum falava no caso.

“Tena mahatsikaiky toy ny amin'ny sarimihetsika mihitsy ity raharaha ity ! Ka moa ve mba misy hitatitra amin'ny fampahalalam-baovao ? Gazety tsy latsaky ny folo no indray novakiako androany (30 January 2008) ary tsy nisy na dia iray aza mitatitra izany zava-nitranga izany.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.