Lahatsoratra farany an'i Mpanoratra Taloha tamin'ny Novambra, 2013
Manangana ‘Minisitra Lefitry Ny Hasambarana Farantampony’ i Venezoela
Ny tanjon'ny Minisitra Lefitra dia ny handrindra tetikasa sosialy mihoatra ny 30. Teo amin'ny Twitter ny fanehoankevitra mikasika io fanapahan-kevitra io dia fifangaroan'ny tsy fahatokiana , fanesoana ary fanambanimbaniana.