Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Trinite sy Tôbagô : Lozan'ny rano

OpenDepth no manontany tena hoe nahoana raha tena manana traikefa amin'ny fitrandrahana ny solika ambanin'ny tany tokoa i Trinite sy Tôbagô, no dia matetika karakaina ny tolotra rano [delestazy] ? :

I spent a good portion of the evening running the pump so that it can fill the water tanks […] I have to wait and see when water is provided on the main and make sure that the tanks are filled because… one never knows with certainty when one will have water on the mainline again.

“Nandany ny ankamaroan'ny aliko aho hamenoana amin'ny paompy ireo siny fitehirizana […] mila miandry izay handehanan’ ny rano sy mameno tsara ireo siny fitehirizana [ho tahiry] aho … satria tsy mba misy mahalala mihitsy hoe rahoviana indray vao hiverina handeha ny rano.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.