Lahatsoratra farany an'i Mpanoratra Taloha tamin'ny Septambra, 2007
Ogandà : Miverina amin'ireo tondra-drano be ny mpiblaogy
Tena nataon'ny mpiblaogy Ogande ho vain-dohan-draharaha nandritra iny tapa-bolana lasa iny ny mitantara ireo tondra-drano be izay nianjady tamin'ny faritry Afrika ambanin'i Sahara. Tena isan'ny voa mafy tamin'izany tondra-drano izany...
Japàna: Mpaka saringajety Japoney maty tany Myanmar
Nandritra ny fihetsiketsehana tamin'ny 27 Septambra, dia maty noho ny tifitra ny mpaka saringajety Nagai Kenji raha mbola teo am-panaovana ny asany izy ka nitatitra ireo zava-mitranga any Myanmar. Tamin'ny...
Sina : Toeram-pitrandrahana Saribao Ankalamanjana
Ny Bilaogin'i Tempoly Tigra, dia namoaka fanadihadihana mikasika ny toeram-pitrandrahana saribao an-kalamanjana ao Shanbei. Ireo lavaka nateraky fitrandrahana dia nanova tanteraka ny endrik'ilay toerana. Ny tatitra dia amin'ny teny sinoa,...