Mpanoratra Taloha · Septambra, 2008

Lahatsoratra farany an'i Mpanoratra Taloha tamin'ny Septambra, 2008

Madagasikara : Ny Blaogiko sy Izaho

  24 Septambra 2008

Vao nanokatra blaogy vaovao ny namana Andry Rakotoniaina Andriatahiana izay monina any Madagasikara. Ambarany ho “mpanara-maso ny tontolon'ny Aterineto” ny tenany [the cyber observer]: My name is Andry Rakotoniaina Andriatahiana...

Oganda : Apela iray faly

  24 Septambra 2008

Glenna Gordon, ao amin'ny blaoginy Scarlett Lion manapariaka sarin’ “apela iray faly” (toran'ny hehy eo am-pivoizana ny milina fanjairana) nalainy tany Gulu, any Oganda.

Madagasikara : Eny an-dalambe eny

  24 Septambra 2008

Tantarain'ny namana Ariniaina ao amin'ny Dago Tiako ny andavan'andron'ny fiainana manamorona ny arabe any Antananarivo, any Madagasikara : Suddenly, you notice lots of people making a circle. You think there...