Mpanoratra Taloha · Jona, 2008

Lahatsoratra farany an'i Mpanoratra Taloha tamin'ny Jona, 2008

Vovonàna GV : Tena lafatra ny andro voalohany !

  30 Jona 2008

Raha izay fahitanay azy dia tena lafatra ny andro voalohan'ny vovonàna 2008-n'ny Global Voices izay tanterahina any Bodàpestà, any Hôngria (mazava ho azy fa tsy arakay maso daholo izay antsipirihan'ny...

Faritra Balkanika : Michael J. Totten mpizahatany

  30 Jona 2008

Michael J. Totten ao amin'ny gazety Middle East Journal no manapariaka lahatsoratra ravahina sary mikasika ny diany farany tany amin'ny faritra Balkanika (93 ireo hafatra voarainy); LimbicNutrition Weblog kosa dia nanoratra...

Angôla : Tatitra an-tsary

  27 Jona 2008

JotaCê Carranca no manapariaka ao amin'ny Pensar e Falar Angola [Misaintsaina sy miresaka mikasika an'i Angôla] tatitra an-tsary izay ahitana fiara vita amin'ny hazo [karazana varamba] tany Bocoio sy sekoly...

Koety : Notafiana ny “Hard Candy”-n'i Madonna

  26 Jona 2008

Moey no mitatitra fa notafian'ny sampan-draharahan'ny Ministry ny Fampahalalam-baovao an-keriny ny sarin'i Madonna amin'ny raki-kira vaovao “Hard Candy” any Koety : Madonna’s album is being raped by Kuwaiti MOI [Ministry...

Kenya : Raha tsy Kenyana …

  25 Jona 2008

Ao amin'ny Memorable Jokes [hatsikana tsy mety lefy] no amakiana ny lisitra zavatra 31 tsy fahita raha tsy amin'ny Kenyana ihany : 1. Are engaged for 5 years or more,...