Mpanoratra Taloha · Mey, 2011

Lahatsoratra farany an'i Mpanoratra Taloha tamin'ny Mey, 2011

Tonizia: Miverina indray ny Sakana amin'ny Aterineto

Ny mpampiasa aterineto Toniziana dia afaka niditra ankalalahana tamin'ny Aterineto, tao aorian'ny nienjeran'ny fitondran'i Ben Ali tamin'ny tapaky ny Janoary sy ny niafaran'ny sakana amin'ny vohikala nisy teo aloha. Toa hifarana anefa ity volan-tantely fohy ity, noho ny baiko azo vao tsy ela izay, avy amin'ny fitsarana miaramila mba hanakanana pejy Facebook efatra. Manohitra ny fivoarana vaovao ireo mpampiasa aterineto ao anatin'ity lahatsoratra ity.