Mpanoratra Taloha · Janoary, 2008

Lahatsoratra farany an'i Mpanoratra Taloha tamin'ny Janoary, 2008

Ny fahasamihafan'i Senegaly sy i Shina

  31 Janoary 2008

Blog politique au Senegal no manolotra ny fomba fahitany ny fahasamihafan'i Senegaly sy i Shina : Il existe une différence fondamentale : la manière de concevoir les choses et de...

Mozambika : Fakana an-keriny hafahafa

  31 Janoary 2008

Ivone Soares any Maputo, no mitatitra ity vaovao tselatra mahatsikaiky avy Mozambika ity : No dia 23/01/2008, foi raptado, por desconhecidos, em Mocímboa da Praia o cidadão Momade Hamade que...

Senegaly : Ny pôlitika momba ny fandiovana an'i Dakar

  31 Janoary 2008

Senablog no manolotra izay fiheviny mikasika ny andrana farany izay nataon'ny governemanta Senegaley mba hanadiovana ireo araben'i Dakar amin'ny mpivarotra an-tselika [izay niteraka hetsika fanoherana goavana tamin'ny 21 Novambra 2007]...

Senegaly : Hiatrika fifidianana

  30 Janoary 2008

Blog Politique au Senegal no manoratra mikasika ny fifidianana izay hatrehina any Senegaly, kasain'ny antoko eo amin'ny fitondrana ho ferana ny isan'ireo antoko ary tsy misy antoko, na dia iray...

Libanona : Manala sarona ny hetsik'i Hassan Nasrallah

  30 Janoary 2008

Manontany tena sady mamazivazy i Heuristiques Libanaises eo am-pijerevana ny sarin'i Hassan Nasrallah izay mampitandrina amin'ny fanandratana ny tondrony, raha manatrika ny fodiana sa ny fiposahan'ny masoandron'ny “fandresena avy amin'Andriamanitry”-ny...