Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

imanoela fifaliana · Desambra, 2016

Lahatsoratra farany an'i imanoela fifaliana tamin'ny Desambra, 2016

Nihitsoka tao Korea Nandritra ny Telo Taona Ity vehivavy ity Tamin'ny Fiezahana Hody Any An-Tanindrazany Any Etazonia

Tsy nameno ireo antontan-taratasy mihitsy mba haha-olom-pirenena Amerikana azy ireo ray aman-dreny nanangana azy, noho izany latsaka tao anatin'ny fidorohana izy. Ary ankehitriny tafahitsoka ao Korea ny tenany taoriana fitsidihana.

Tsy misy mahataitra: Mahazatra ao Shina ny Backdoors sy ny Spyware (rindrambaiko Mpitsikilo) Amin'ny Finday Avo Lenta

"Efa tena zatra amin'ny famoahana ny rakitra manokana isika. Tsy raharahiantsika intsony ny mikasika izany fanarahan'ny fanjakana maso izany. Tsinontsinona isika.''