Tantara mikasika ny Maraoka tamin'ny Janoary, 2009
Nakaton'i Maraoka ny ambasadiny any Caracas
Nanambara i Maraoka tamin'ity herinandro ity fa hakatony ny ambasadiny any Venezoelà noho ny faneken'ity firenena ity an'i Repoblika Arabo Saharawi Demaokratika (SADR) ho firenena, Ilay faritra fantatra hoe “Sahara...
Faritra Arabo: Fanehoan-kevitra @ fitokanana an'i Obama
Androany (20 janoary) no fotoana manan-tantara eto Etazonia hanaovan'i Barack Obama fianianana amin'ny maha-prezidà faha-44 azy. Raha nihanihena ny fanohanana an'i Obama any @ tontolo arabo nandritra izay volana vitsy...
Maraoka: Firenena nisara-kevitra noho i Gaza
Ary satria moa mivory any Doha ny mpitarika Arabo, dia lasalasa saina ihany izao tontolo izao te-hahalala hoe amin'ny fomba ahoana moa ahafahan'izy ireo mampitsahatra ny fifanandrinana misy any Gaza....
Mpitoraka blaogy Maraokana, Toniziana, be no mampita ny zera baomba ao: ‘Ny tsy manantsiny no mandoa ny sarany [mitondra faisana]’
Manohy hatrany ny fampitam-baovao momba ny zera baomba ataon'i Israely ao Gaza, ireo dikanteny avy amin'ny hafatra nosoratan'ireo mpitoraka blaogy ao Maraoka sy Tonizia dia samy mitantara momba ny herisetra...