Tantara mikasika ny Maraoka tamin'ny Aogositra, 2012
Maraoka: Manampy Ny Mpianatra Hitondra Fiovana ny Aterineto
Tamin’ny volana Jolay lasa teo, vondrona mpianatra Maraokana nampahafantra pejy Facebook antsoina hoe “Ny Firasain’ny Mpianatra Maraokana Mba Hanova ny Rafi-pampianarana” (Fanafohezan-teny amin’ny teny frantsay: UECSE). Fitambarana tanora Maraokana ny vondrona...