Tantara mikasika ny Maraoka tamin'ny Janoary, 2008
Obama sy ny fivavahana
“Soa fa nisy Barack Obama, mba hamaritan'ny Islam indray ny antsoina hoe “mpino” araka ny voambolana Silamo, na mila mieritreritra amin'ny famaritana vaovao anononana ny antsoina hoe ‘foko Miozolmana’ indray ny...
Maraoka: Vaovao farany mikasika ny sivana
Taona nisavoritaka ho an’ny fahalalahana anivon’ny aterineto maraokana ny 2006, noho ny fisian’ny vohikala voatohana tsy hipoitra. Mbola tsy tsara noho izany koa ny taona 2007 raha zara fa navela...
Maraoka: Diso lalana i Casablanca
“isaky ny mitsidika an’i Casablanca aho, isan-taona na indroa isan-taona, dia hitako mihamitotongana amin’ny lafiny maro ny tanàna. Raha mihamaitso, mirindra , ary azo antoka kokoa ny tanàn-dehibe manerantany, dia...
Maraoka: Sisan-taolana 300 000 000 taona hita
Nisy manampahaizana (mpikaroka) telo nahita sisan-taolana kankana (karazam-biby tsy mandady tongotra efatra) 300 000 000 taona tao atsimon'ny tanànan'i Zagora, Maraoka, hoy ny tatitry The View from Fez.
Marôka : Mitohy ny tolon'ireo Toaregy
Ny blaogy Ghasbouba, monina any Marôka, dia manoratra sy manapariaka lahatsary [Frantsay] mikasika ny tolon'ny Toaregy [Touareg] hoan'ny fahafahana any Nizera sy Malia [Niger | Mali] : « Another way...
Maraoka sy ny fahafahan’ny bolongana
Tsara laza ho iray amin’ny firenena maro silamo manerantany ho manam-pahalalahana indrindra i Maraoka. Mifanakaiky ny fitovian-jon’ny vehivavy amin’ny lehilahy, manam-pahalalahana kokoa ny fampahalalam-baovao , vitsy ny vohikala voarara, ary...