Tantara mikasika ny Maraoka tamin'ny Jolay, 2019
Maraoka: Saripikan'ny hetsi-panoherana 2011
Vitsy no nahazo sary tsara tarehy mihoatra ny an'i Omar El Hyani tamin'ny fihetsiketsehana ny 20 Febroary 2011 tany Maraoka izay nahitana ny sariny nalaina avy ao Rabat navoakan'ny The Nation ary navoaka tao amin'ny bilaogy Mamfakinch . Nalaintsika eto ireo sary tsara indrindra notsongaina.