Tantara mikasika ny Maraoka tamin'ny Desambra, 2009
Maraoka:Mitohy ny ady atao amin'ny mpanao gazety
Manamafy ny fanenjehana ny mpanao gazety mahaleotena ny fanjakana Marokana. Ao anatin'ny herinandro iray dia tsy maintsy mahita tsy fanarahan-dalàna ny fanjakana, mba hanamelohana ny asa fanaovan-gazety, na ny an-tsoratra izany na amin'ny haino aman-jerin'ny aterineto. Niady hevitra momba izany fizotry ny raharaha izany ireo mpitoraka blaogy.