Tantara mikasika ny Maraoka tamin'ny Jona, 2009
Raharaham-pitiavana/fankahalan'ny Maraokana an'i Obama
Ny kabary nataon’ny filohan’ny Etazonia Barack Obama tany Kaira ho an’ny tontolo Silamo dia niteraka fihetsika niredareda tany an-toerana sy tany ivelany koa; tsy ny kely indrindra tamin’ireo mpitoraka blaogy...