Tantara mikasika ny Maraoka tamin'ny Septambra, 2017
Voasazy Higadra Herintaona Noho Ny ‘Fitarihana Fihetsiketsehana,’ Nitokona Tsy Hihinan-kanina Ilay Mpanao Gazety Maraokana

Niditra fitokonana tsy hihinan-kanina ilay mpanao gazety Maraokana Hamid El Mahdoui taorian'ny nampiakaran'ny fitsaràna ambony herintaona ny saziny an-tranomaizina.
Tsy Nahaliana ny Maro tao Maraoka ny Kabarin'ny Mpanjaka Nandritra ny Fetin'ny Seza Fiandrianana
"Miahy fatratra amin'ny endrika ahitana azy ny mpanjaka. Tsy misy mandeha amin'ny kisendrasendra izany, efa voakajy daholo ny zava-drehetra."